plt_tn/1ki/07/13.md

712 B

nitondra azy avy any Tyro.

Nanaiky ny fanasan'i Solomona ho any Jerosalema i Hirama.

zanaky ny mpitondra tena ... olon'i Tyro ny rainy

Ny mpitondra tena dia vehivavy iray izay maty vady, ary fantantsika fa maty ny ray.

Feno fahendrena sy fahazavan-tsaina ary fahaizana Hirama.

Ireo teny hoe "fahendrena sy fahazavan-tsaina" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary nampiasaina hanasongadinana miaraka. Ny fanomezan'i Yaveh ireo zavatra ireo tahaka ny fahendrena dia voalaza toy ny ranon-javatra izay nararak'i Yaveh tao main'ny fitoeran-javatera iray, ary Hirama dia voalaza toy izany fitoeran-javatra izany. D.H: "Yaveh efa nanome fahendreana, fahazavan-tsaina, ary fahaizana ho an'i Hirama"