plt_tn/1ki/07/07.md

605 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra dia manoratra momba ny rindrin'ny seza fiandrihanana rehetra.

Nanorina ny rindrin'ny seza fiandrianana i Solomona

Mety midika hoe 1) "Solomona dia nanangana trano amin'izay nandehanany hametrahana ny seza fiandrianana" na 2) "Solomona dia nanana ny mpiasany nanangana trano nantsoina hoe Tranon-tsezan'ny Mpanajaka."

Norakofana tamin'ny sedera izany

D.H: "Ireo mpiasa dia nandrakotra ny rihana tamin'ny hazo sedara."

isaky ny rihana izany

Ity dia maneho ny rihana manontolo. D.H: "avy amin'ny rindrina iray ka hatrany amin'ny manodidina"