plt_tn/1ki/06/31.md

16 lines
377 B
Markdown

# Namboarin'i Solomona ... nanamboatra ... Norakofana ... naparitany
Azo hadika amin'ny tsara indrandra izany mba hatakaran'ny mpamaky izay nafahan'olona nanampy an'i Solomona anao ireo zavatra ireo.
# tolàna
andry mandalo eo an-tapon'ny rafitrin'ny varavarana.
# ampahan'ny faritra natao
akanjo fotsy isakin'ny ampahadimin'ny faritra.
# Norakofana
"nandrakotra" (UDB)