plt_tn/1ki/06/01.md

725 B

Fampafantarana amin'ny ankapobeny

Ny mpanoratra dia manao lisitra ireo lafin'ny tempoly.

Solomona nanomboka nanamboatra

Mety tsara ny nandikana izany mba hahatakaran'ny mpamaky fa nanampy an'i Solomona nanao izany ny olona sasany.

480th ... faha efatra

Ireo dia filaharan'ny 480 sy 4.

tamin'ny volana Ziva, izay volana faharoa

"Ziva" dia anaran'ny volana faharoa amin'ny tetiandron'ny Hebreo. Izany dia mandritra ny tapany faran'ny Aprily sy ny tapany voalohan'ny May amin'ny tetiandron'ny tandrefana.

enim-polo hakiho ny halavany, roapolo hakiho ny sakany, ary telopolo hakiho ny hahavony.

Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "27,6 metatra ny halavany, 9,2 metatra ny sakany, ary 13,8 metatra ny hahavony"