plt_tn/1ki/04/24.md

16 lines
600 B
Markdown

# Tifsa
anarana anjaran-tany
# Joda sy Israely
Ny teny "Joda" sy "Israely" dia sarinteny ho an'ny olon'i Joda sy Israely.
# ny olona rehetra dia teo ambanin'ny voalobony sy ny aviaviny
"ny fianakaviana tsirairay dia samy nanana ny zaridainany azy avy miaraka amin'ireo voaloboka sy ireo hazo aviavy," ity dia nampiseho fa ny olona dia niaina am-pilaminana sy am-pahasambarana, satria tsy tao amin'ny ady izy ireo ary nanana fotoana hampitomboana ireo sahany.
# avy eo Dana hatrany Beri-sheba
Ity dia maneho ny tany manontolon'Israely avy any Dana tany avaratra ka hatrany Berseba tany atsimo.