plt_tn/1ki/04/20.md

703 B

Joda sy Israely dia maro toy ny fasika amoron-dranomasina

Ny mpandaha-teny dia mampiasa filaza masaka mba hilazàna fa misy olona maro izay tsy hay hisaina izy rehetra ireo. Ny teny "Joda" sy "Israely" dia sarinteny amin'ny olona izay mitoetra any Joda sy Isarely. D.H: "Misy olona maro any Joda sy Israely araka toy ny isam-pasika eny an-dranomasina" na "misy olona maro mihoatra ny olona iray afaka manisa any Joda sy Israely"

ny Ony

"ny onin'ny Efraita"

toto telopolo kora

Kora iray dia mari-pandrefesana.

serfa, gazela, kapreola

Tongom-biby efatra izay mandeha mafy.

serfa

maro be mihoatra ireo biby.

vorona noatavezina.

"vorona izay fahanan'ny olona ka lasa matavy izy ireo"