plt_tn/1ki/03/13.md

276 B

handeha araka ny lalako ianao ka hitandrina

Fiainana ny fiainan'ny olona dia voalaza toy ny fandehanana amin'ny lalana. D.H: "Miainà araka ny iriako anao mba hiaina sy hankatoa"

hanalava ny andronao

"andro" dia maneho ny fiainan'i Solomona. D.H: "hahaela velona anao"