plt_tn/1ki/02/43.md

605 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Solomona mpanbjaka dia manambara fitsràna eo amin'ny Simey amin'ny fandaozany an'i Jerosalema.

Nahoana ary ianao no tsy mitàna ny fianiananao ... ianao?

Mety midika hoe 1) Solomona dia mangataka valim-panontaniana na 2) D.H: "Efa nanao ratsy tamin'ny famotehana ny voady... ianao."

ho averina eo ambony lohanao ny haratsiam-panahinao.

Eto ny loha dia sarinteny amin'ny olona, ary ny haratsiam-panahy dia voalaza toy zavatra mafy na ranon-javatra afaka apetraka eo ambony lohan'olona. D.H: "hitazona anao hiandraikitra ho an'ny haratsiam-panahy rehetra."