plt_tn/1ki/02/30.md

551 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Handeha hamono an'i Joaba i Benaia.

aleveno mba hafahanao miala amiko sy amin'ny taranaky ny raiko ny rà izay nalatsak'i Joaba tamin'ny tsy misy antony

Eto ny teny "taranaka" dia midika ireo taranak'i Davida raha toa ka maneho heloka ny "rà". D.H: "aleveno izy ary esory amiko sy ny fianakaviako ny heloka ho an'i Joaba mpamono olona nikomy tamin'ny tsy antony" na "aleveno izy. Ataovy izay tsy hitazoman'i Yaveh ahy sy ny helokin'ny taranakin'ny raiko satria Joaba dia namono olona amin'ny tsy antony."