plt_tn/1ki/01/49.md

929 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Lasa raiki-tahotra tamin'i Solomona mpanjaka i Adonia.

Dia nitsangana izy ireo

Mety misy dikany hafa "nanamboka niasa faingana"

Adonia ... nitazona ny tandroky ny alitara

Ny "tandrokin'ny alitara" dia manondro ny hery sy ny fiarovan'i Yaveh, fa satria Adonia dia nandeha tany amin'ny faritry ny lay ara-bakiteny mba hihazona ireo tandroka.

Adonia ... nitsangana, nandeha

Mety misy dikany hafa hoe "Adonia ... nandeha faingana"

dia natahotra an'i Solomona mpanjaka

Ireo mpanompo miresaka amin'i Solomona mpanjaka toy ny firesan'izy ireo amin'ny olon-kafa hanehoana fa nanaja an'i Solomona mpanjaka izy ireo. D.H: "dia matahotra anao, ry Solomona mpanjaka"

tsy hamono ny mpanompony

Ireo mpisoroana dia mireska amin'i Solomona mpanjaka toy ny firesahan'izy ireo amin'ny olon-kafa ka hieritreritra ny olona fa manaja an'i Solomona mpanjaka izy. D.H: "tsy hamono ahy izy."