plt_tn/1ki/01/28.md

574 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Davida mpanjaka manao fampanantenana amin'i Batseba.

Dia niditra teo anatrehan'ny mpanjaka

"nankeo alohan'ny mpanjaka" na "niverina tamin'ny mpanjaka"

Nanao voady

"nanao famapanantenana manetriketrika"

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako eo amin'ny toerako izy,

Fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana dia sarin-teny iray amin'ny maha mpanjaka. D.H: "haka ny toerako izy ary ho mpanjaka tsotra toa ahy"

Ho velona mandrakizay anie Davida mpanjaka tompoko

Batseba nahalala ny tsy hahavelona an'i Davida mandrakizay.