plt_tn/1ki/01/13.md

866 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Natana mpaminany dia miresaka amin'i Batseba hatrany.

moa ve ianao tsy nianiana tamin'ny mpanomponao ... seza fiandrianana?

Ny tanjona amin'ity fanontaniana ity dia hampatsiahy an'i Davida izay nampanantenainy tamin'i Batseba. D.H: "ianao dia nianiana tamin'ny mpanomponao... sez fiandrianana."

tamin'ny mpanomponao

Batseba miresaka amin'ny Davida fa izy dia olon-kafa hampiseho izay hanajany an'i Davida. D.H: "amiko, ny mpanomponao"

hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako izy

Fipetrahana eo ambony seza fiandrianana dia sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. D.H: "ho mpanjaka tsotra tahaka ahy izy"

Koa nahoana no Adonia no manjaka?

Batseba dia nampiasa fanontaniana mba hitandreman'i Davida. D.H: "Koa dia, tsy tokony manjaka i Adonia."

habalafy ireo teninao

"lazao azy fa izay efa nolazainao dia marina."