plt_tn/1ki/01/11.md

380 B

Mbola tsy henonao ve ... izany?

Ny tanjona amin'ity fanontaniana ity dia mampiditra ny vavao izay tian'i Natana ho lazaina amin'i Batseba. D.H: "Tsy renao mitovy amin'ny... izany." na "Efa renao ve... izany?"

fa lasa mpanjaka i Adonia zanaka lahin'i Hagita

"fa Hagita zanaka lahin'i Adonia dia manandrana ny ho tonga mpanjaka"

Hagita

Renin'i Adonia ary vadin'i Davida.