plt_tn/1ki/01/07.md

347 B

Nifampiresaka tamin'i Joaba izy

"Adonia nihady hevitra ny drafiny tamin'ny Joaba."

Joaba ... Zeroia ... Abiatara ... Adonia ... Zadoka ... Benaia ... Joiada ... Natana ... Simey ... Rey

Ireo dia anaran-dehilahy.

Nanaraka an'i Adonia ary nanampy azy

"nanohana sy nanampy an'i Adonia" na "nampanantena ny hanohana sy hanampy an'i Adonia"