plt_tn/1jn/05/16.md

324 B

ny rahalahiny

"namana mpino"

fiainana

Eto ny hoe: "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1.

fahafatesana

Izany dia maneho ny fahafatesana mandrakizay, izany hoe, ny mandrakizay lavitry ny fanatrehan'Andriamanitra.