plt_tn/1jn/05/11.md

20 lines
755 B
Markdown

# Ary ny fijoroana vavolombelona dia izao
"Izao no lazain'Andriamanitra"
# fiainana
Eto ny hoe: "fiainana" dia maneho ny zo hiaina mandrakizay amin'ny fahasoavan'Andriamanitra sy ny fitiavana. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 1:1.
# izany fiainana izany dia ao amin'ny Zanany
izany fiainana izany dia amin'ny alalan'ny Zanany," "ho velona mandrakizay isika raha miray amin'ny Zanany" na "ho velona mandrakizay isika raha miombona amin'ny Zanany"
# Zanany
Fiantsoana manan-danja an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# Ilay iray izay manana ny Zanaka dia manana ny fiainana
Ny hoe manana fifandraisana akaiky amin'ny Zanaka dia resahina toy ny hoe manana ny Zanaka. DH: "Izay mino ny Zanak'Andriamanitra dia manana ny fiainana mandrakizay"