plt_tn/1jn/03/23.md

12 lines
361 B
Markdown

# Izao no didiny
"Izany no tian'Andriamanitra ho ataontsika"
# Zanany
Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.
# mitoetra ao aminy, ary Andriamanitra mitoetra ao aminy
Ny fifandraisana akaikin'ireo mpino dia aseho amin'ny hoe: "mitoetra ao aminy." Jereo izay nandikanao ny "mitoetra ao amin'Andriamanitra" ao amin'ny 2:4.