plt_tn/1jn/03/04.md

632 B

dia manao izay tsy ara-dalàna

"dia mandà hankato ny lalàn'Andriamanitra"

i Kristy dia nambara

Afaka atao hoe: "Kristy dia niseho" na "ilay Ray dia nanambara an'i Kristy"

mitoetra ao aminy

"manana fifandraisana amin'Andriamanitra." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 2:4.

Tsy misy olona ... nahita azy na nahafantatra azy

Jaona dia mampiasa ny teny hoe: "nahita" sy "nahafantatra" mba hilazana fa ny olona iray izay manota dia tsy nihaona tamin'i Kristy mihitsy raha ara-panahy. Ny olona izay manana toetra feno fahotana dia tsy afaka mahafantatra an'i Kristy. DH: "Tsy misy olona ... tsy tena nino azy mihitsy