plt_tn/1co/15/54.md

8 lines
387 B
Markdown

# tsy mety simba ity vatana mety simba ity
"tsy mety lo izany vatana izany ... tsy mety lo." Jereo izay ao amin'ny 15:42.
# Ry fahafatesana, aiza ny fandresenao? Ry fahafatesana, aiza ny fanindronanao?
Paoly dia milaza izany mba hanamavoana ny herin'ny fahafatesana izay efa resin'i Kristy. DH: "Ny fahafatesana dia tsy manam-pandresena. Ny fahafatesana dia tsy manana fanindronana."