forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
605 B
Markdown
20 lines
605 B
Markdown
# Hiova isika
|
|
|
|
"Andriamanitra hanova antsika"
|
|
|
|
# ao anatin'ny indray mipi-maso
|
|
|
|
Izany dia hitranga haingana dia haingana tahaka ny olona iray izay mipi-maso.
|
|
|
|
# amin'ny trompetra farany
|
|
|
|
"rehefa maneno ny trompetra farany"
|
|
|
|
# mety simba ... ity vatana mety simba ity ... tsy mety simba
|
|
|
|
"amin'ny endrika iray izay tsy mety lo ... izany vatana izany dia mety lo ... tsy mety lo." Jereo ny fandikana ny fehezanteny mitovy amin'ireo ao amin'ny 15:42.
|
|
|
|
# tsy maintsy hitafy
|
|
|
|
Paoly dia miresaka ny fanaovan'Andriamanitra ny vatantsika mba tsy ho faty intsony toy ny hoe mampitafy fitafiana vaovao antsika Izy.
|