plt_tn/1co/15/27.md

20 lines
752 B
Markdown

# Napetrany teo ambanin'ny tongony avokoa ny zavatra rehetra
Ireo mpanjaka izay nandresy tamin'ny ady dia hametraka ny tongotr'izy ireo eo amin'ny tendan'izay resin'izy ireo. DH: "Andriamanitra dia efa namotika tanteraka ireo fahavalon'i Kristy." Jereo ny fomba nandikana ny teny hoe: "mametraka ... ambanin'ny tongony" ao amin'ny 15:24.
# manaiky Azy ny zavatra rehetra
DH: "Andriamanitra nampanaiky ny zavatra rehetra an'i Kristy"
# ny Zanaka mihitsy no hanaiky
DH: "ny Zanaka mihitsy no ho tonga mpanaiky"
# ny Zanaka mihitsy
Ao amin'ireo andininy teo aloha dia natao hoe: "Kristy" izy. DH: "Kristy, izany hoe, ny Zanaka izy tenany"
# Zanaka ... Ray
Fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'i Jesosy sy Andriamanitra.