plt_tn/1co/14/29.md

12 lines
336 B
Markdown

# Avelao hiteny ny mpaminany roa na telo
Ireo mety ho dikany: 1) mpaminany roa na telo no miteny ao amin'ny fivoriana iray na 2) mpaminany roa na telo ihany no mifandimby miteny amin'ny fotoana iray.
# izay voalaza
DH: "izay voalazan'izy ireo"
# raha misy fahitana omena izay
DH: "raha manome fahitana ny olona iray Andriamanitra"