forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
842 B
Markdown
16 lines
842 B
Markdown
# Tsarao ny tenanareo
|
|
|
|
"Tsarao araka ny fomba eo an-toerana sy ireo fanaon'ny fiangonana izay fantatrareo izany olana izany"
|
|
|
|
# Mety amin'ny vehivavy ve ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-doha?
|
|
|
|
Miandry ireo Korintiana hiombon-kevitra aminy i Paoly. Azo adika hoe: "Ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra, ny vehivavy dia tokony hivavaka amin'Andriamanitra miaraka amin'ny fanaronan-doha."
|
|
|
|
# Tsy mampianatra anareo ve ny natiora ... ho azy?
|
|
|
|
Miandry ireo Korintiana hiombon-kevitra aminy i Paoly. DH: "Ny natiora aza mampianatra anareo ... ho azy." Izy dia miresaka ny fomba fihetsik'ireo olona ao amin'ny fiaraha-monina toy ny hoe olona mpampianatra. DH: "Fantatrareo amin'ny fomba fandinihana ny fomba fanaon'ny olona mahazatra fotsiny ... ho azy."
|
|
|
|
# Fa nomena azy ny volony
|
|
|
|
"Fa noharin'Andriamanitra misy volo ny vehivavy"
|