forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
966 B
Markdown
20 lines
966 B
Markdown
# Tsy afaka misotro ny kapoakan' ny Tompo sy ny kapoakan'ny demonia ianareo
|
|
|
|
Paoly dia miresaka ireo olona misotro amin'ny kapoaka ho tahaka ny demonia mba ho porofo fa izany olona izany dia naman'ny demonia. DH: "tsy ho vitanareo ny hisakaiza marina amin'ny Tompo sy ny demonia"
|
|
|
|
# Tsy afaka miray eo amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatr'ireo demonia ianareo
|
|
|
|
"Tsy vitanareo ny ho tena iray miaraka amin'ny olon'ny Tompo ary ihany koa miaraka amin'ireo demonia"
|
|
|
|
# Sa manao izay mahasaro-piaro ny Tompo ve isika?
|
|
|
|
Tian'i Paoly mba hamaly ny fanontaniana ao an-tsain'izy ireo ireo Korintiana. DH: "Ianareo dia tokony hahafantatra na dia tsy miteny aza aho fa tsy mety ny mitarika ny Tompo ho saropiaro ."
|
|
|
|
# manao izay
|
|
|
|
mampatezitra na mandrangitra
|
|
|
|
# Mahery noho Izy ve isika?
|
|
|
|
Tian'i Paoly mba hamaly ny fanontaniana ao an-tsain'izy ireo ireo Korintiana. DH: "tokony hahafantatra ianareo na dia tsy miteny aza aho fa isika dia tsy mahery noho Andriamanitra."
|