plt_tn/1co/07/36.md

4 lines
266 B
Markdown

# fahotana, feno fahotana, mpanota, manota
Ny teny hoe "fahotana" dia hilazana ireo asa, fisainana, ary ireo teny izay manohitra ny sitrapon'Andriamanitra sy ny lalàna. Ny fahotana ihany koa dia maneho ny tsy fanaovana zavatra izay tian'Andriamanitra hataontsika.