plt_tn/1co/07/20.md

32 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Eto ny teny hoe: "antsika" sy "isika" dia maneho ireo Kristiana rehetra
# hijanona amin'ny fiantsoana
Eto ny "fiantsoana" dia manambara ny asa na ny toerana ara-tsosialy izay nidiranareo an-tsehatra. DH: "miaina sy miasa tahaka ny nataonareo"
# Andevo ve ianao ... niantso anao? Aza miahiahy ... raha mety ho afaka
Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana tahaka ny hoe olona iray ihany izy ireo.
# Andevo ve ianao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny amin'izany
DH: "Ho an'ireo izay andevo tamin'ny niantsoan'Andriamanitra anareo mba hino, hoy aho hoe: aza miahiahy"
# olona afaky ny Tompo
Izany olona afaka izany dia voavelan'Andriamanitra ary noho izany dia afaka amin'i Satana sy ny fahotana.
# Ianareo dia voavidy
Azo adika hoe: "Kristy dia nividy anareo tamin'ny fahafatesana ho anareo"
# Ry rahalahy
Eto izany dia midika hoe: namana Kristiana, samy ao anatin'izany ny lehilahy sy ny vehivavy.
# fony isika nantsoina mba hino
"rehefa niantso antsika mba hino Azy Andriamanitra"