plt_tn/1co/05/11.md

20 lines
858 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia milaza amin'izy ireo ny fomba handraisana ireo mpino tsy manaiky ny hotsaraina ao am-piangonana noho ny fidiran'izy ireo an-tsehatra amin'ny fijangajangana sy ny fahotana miharihary hafa eo anatrehan'ny hafa.
# na iza na iza izay antsoina hoe
"na iza na iza miantso ny tenany"
# rahalahy
Eto izany dia midika hoe namana Kristiana, na lahy na vavy.
# Fa ahoana no idirako amin'ny fitsarana ireo izay any ivelan'ny fiangonana?
Paoly dia manamafy fa izy dia tsy ilay iray izay tokony hitsara ireo olona ivelan'ny fiangonana. DH: "Tsy izaho ilay iray izay tokony hitsara ireo olona izay tsy isan'ny fiangonana"
# ianareo ve tsy tokony hitsara ireo izay ao anatin'ny fiangonana?
Mananatra ireo Korintiana i Paoly. "tokony hahalala ianareo fa ianareo ireo no tokony hitsara ireo izay ao anatin'ny fiangonana"