plt_tn/1co/05/01.md

20 lines
725 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Ankehitriny i Paoly dia manambara manokana momba ny fahotan'izy ireo izay reny, sy ny fomba hireharehan'ireo mpino Korintiana amin'ny faneken'izy ireo izany lehilahy izany ary ny fahotany.
# izay tsy azo atao akory eo amin'ireo Jentilisa
Afaka atao hoe: "fa na ireo Jentilisa aza tsy mahazo alalana"
# ny vadin-drainy
ny vadin'ny rainy, nefa mety tsy ho tena reniny
# Fa tsy tokony alahelo ve ianareo?
Izany fanontaniana fampisainana izany dia ampiasaina mba hananarana ireo Korintiana. DH: "Tokony hisaona noho ny amin'izany kosa ianareo!"
# Ny iray izay nanao izany dia tsy maintsy alàna eto aminareo
Azo adika hoe: "Tsy maintsy esorina eo aminareo ilay iray izay nanao izany"