plt_tn/1co/02/06.md

24 lines
648 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nahaton'i Paoly ny fandresen-dahatra fototra mba hanazavany izay tiany ho lazaina amin'ny hoe: "fahendrena" ary ny olona tiany no resahany.
# Ankehitriny dia miresaka ... isika
Ny teny hoe: "Ankehitriny" dia ampiasaina eto mba hanamarihana fiatoana eo amin'ny fampianarana fototra. Manomboka manazava i Paoly fa ny fahendrena marina dia ny fahendren'Andriamanitra.
# miresaka fahendrena
"milaza ireo tenin'ny fahendrena"
# ireo matotra
"ireo mpino matotra"
# talohan'ireo vaninandro
"talohan'ny namoronan'Andriamanitra ny zavatra rehetra"
# Ho voninahitsika
"mba hiarovana ny voninahitsika ho avy"