plt_tn/1co/01/18.md

24 lines
650 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manantitrantitra ny fahendren'Andriamanitra i Paoly fa tsy ny fahendren'ny olombelona.
# ny hafatra momba ny hazo fijaliana
"ny fitoriana momba ny fanomboana amin'ny hazofijaliana" na "ny hafatra momba an'i Kristy maty teo amin'ny hazofijaliana"
# dia fahadalana
"tsy misy dikany" na "adaladala"
# amin'ireo izay ho faty
Eto ny hoe: "ho faty" dia manambara ny dingan'ny fahafatesana ara-panahy.
# dia herin'Andriamanitra izany
"Andriamanitra no miasa amin-kery ho antsika"
# Ho foanako ny fahalalanan'ny mahay
"Ho afangaroko ny olona mahay" na "Hataoko izay tsy hahatanteraka ny fikasan'ny olona mahay"