plt_tn/1ch/28/11.md

220 B

fidiran'ny tempoly

"lavarangana fidiran'ny tempoly" na "fidiran'ny tempoly". Izany dia ilazana ny andry izay manohana ny tafo eo amin'ny fidiran'ny tempoly.

fitehirizan-drakitra

trano fitehirizana zava-tsarobidy.