plt_tn/1ch/27/01.md

590 B

Ireto ny lisitry

D.H "Ireto ireo anarana"

tamin'ny fomba samihafa

"tamin'ny fomba hafa" na "tamin'ny fomba maro"

Ny antoko miaramila tsirairay

"Ny vondrona tsirairay"

lehilahy efatra arivo sy roa alina

lehilay efatra alina - "lehilahy 24 000"

nandritry ny taona

D.H: "ny taona manontolo"

volana voalohany

Io no volana voalohan'ny tetiandro Hebrio. Mandritry ny tapany farany amin'ny Marsa sy ny tapany voalohany amin'ny Aprily izany amin'ny tetiandro Tandrefana.

Jasobeama zanaka lahin'i Zabdiela

Ireo no anaran'ireo lehilahy.

niandraikitra

"ireo mpitarika"