plt_tn/1ch/26/20.md

603 B

Ny taranak'i Ladana, avy amin'ny taranaka Gersonita tamin'ny alalany ary izay mpitarika ny fianakavian'i Ladana ilay Gersonita, dia i Jehielita sy ireo zanany lahy

"I Jehielita sy ireo zanany lahy no taranak'i Ladana, izay taranaka avy amin'i Gersona anisan'i Ladana. Jehieli sy ireo zanany lahy no mpitarika ny fianakavian'i ladana Geronita. Dia zanaka lahin'i Jehiela."

Ladana... Gersona

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:7.

Gersonita

Taranak'i Gersona.

Jehielita ... Zetama... Joela

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy ao amin'ny 23:7.

izay nanara-maso

"izay mizaha"