plt_tn/1ch/24/04.md

264 B

nozarazarain'izy ireo

"Davida, Zadoka, ary Ahimeleka nizara."

antoko enina ambin'ny folo

"antoko 16"

Valo ireo fizarazarana ireo raha isaina, izay mifandraika amin'ny fokon'izy ireo avy

"Nisy fizarana 8 nifototra tamin'ny fokon'ny taranak'Itamara tao."