plt_tn/1ch/23/27.md

461 B

Fa tamin'ny alalan'ny tenin'i Davida farany no nanisana ireo Levita

D.H: "Fa tamin'ny didin'i Davida farany ho an'ireo lehilahiny no nanisana ireo Levita."

roapolo taona no ho miakatra

D.H: "izay 20 taona na mihoatra"

mofon'ny fanatrehana

Jereo hoe ahoana no nandikanao azy aoa amin'ny 9:30

koba

vovon-javatra izay vitan'ny olona tamin'ny fikosoham-boa.

fanatitra mifangaro diloilo

D.H: "fanatitra izay nafangaron'ny olona tamin'ny diloilo."