plt_tn/1ch/23/12.md

550 B

Fampahafanatara amin'ny ankapobeny

Inty no tohin'ny lisitr'ireo Levita mifanaraka amin'ny fokon'izy ireo.

Efatra ny zanaka lahin'i Kehata

D.H: "Nanan-janaka lahy 4 i Kehata"

Voasafidy ho mpanokana ireo zava-masina indrindra i Arona

D.H: "Nisafidy an'i Arona ho mpitokana ireo zava-masina indrindra i Yaveh."

hanome tso-drano amin'ny anarany mandrakizay

D.H: "hitso-drano ny olona ho solotenan'Andriamanitra mandrakizay"

dia natao ho Levita ireo zanany lahy

D.H: "Anisan'ny fokon'ny Levita ireo zanany." Levita ireo zanak'i Mosesy.