plt_tn/1ch/22/09.md

678 B

Fampahafantara amin'ny ankapobeny

Mbola mitohy miteny amin'i Salomona izay nolazain'i Yaveh taminy i Davida.

amin'ny lafiny rehetra

Izany dia midika hoe amin'ny toerana rehetra manodidina an'Israely.

amin'ireo androny Aho

"raha mitondra an'Israely izy"

trano ho an'ny anarako

D.H: "tempoly hanomezam-boninahitra ahy"

Ho zanako izy, ary ho rainy Aho

Andriamanitra dia hitondra an'i Solomona tahaka ny hoe tena zanak'Andriamanitra.

Hametraka ny seza fiandrian'ny fanjakany eo amin'Israely mandrakizay Aho

Eto ny "satroboninahitra" dia ilazana ny fahefana mba hitondra tahaka ny mpanjaka. D.H: "Hanao ny taranany hitondra eo amin'i Israely mandrakizay aho."