plt_tn/1ch/21/04.md

8 lines
313 B
Markdown

# tapitra ny tenin'ny mpanjaka
Io andian-teny io dia milaza fahataperan'ny didin'ny mpanjaka satria tsy te hanova ny didiny avy nomena izy. D.H: "ny didin'ny mpanjaka dia tsy niova."
# lehilahy mitan-tsabatra
Ny miaramila tao Israely dia voafaritra tamin'ny asa fisintonana sabatra mba hiadiana miaraka aminy.