plt_tn/1ch/17/07.md

294 B

Izaho no naka anao avy tamin'ny tany fihinanam-bilona

Ny asan'i Davida amin'ny maha-mpiandry ondry dia nilazana ny toerana izay nijereny ny ondriny. D.H: "Nalaiko avy tamin'ny asanao amin'ny maha mpiandry ondry anao ianao"

fihinanam-bilona

Jereo ny nandikanao io teny io ao amin'ny 4:39