plt_tn/1ch/16/25.md

240 B

Eo amin'ny fanatrehany ny famirapiratana sy ny voninahitra

D.H: "Manodidina Azy avokoa ny famirapiratana sy ny voninahitra."

Eo amin'ny toerany ny hery sy ny hafaliana

D.H: "Mampiseho ny heriny sy ny hafaliany mazava tsara i Yaveh."