plt_tn/1ch/16/07.md

12 lines
249 B
Markdown

# Ary tamin'izany andro izany
Izany dia hilazana ny andron'ny fiaran'ny fanekena izay nahetsika avy ao an-tranon'i Obed-Edoma ho any Jerosalema.
# hiran'ny fisaorana
D.H: "hira manome fisaorana"
# antsoy ny anarany
D.H: "mivavaha amin'i Yaveh"