plt_tn/1ch/14/13.md

16 lines
314 B
Markdown

# Ny lohasaha
"ny lohasan'i Refaima"
# hanafika azy ireo eo anoloana
D.H: "hanafika avy eo anoloana"
# hiodidina ao aorian'izy ireo ary ho tonga eo amin'izy ireo avy eo amin'ireo hazo balsama
D.H: "mandeha mamaky ny alan'ny hazo balsama ary manafika azy ireo avy any aoriana."
# balsama
Karazan-kazo izany.