plt_tn/1ch/13/12.md

398 B

"Ahoana no fomba hitondrako ny fiaran'Andriamanitra aty amiko?

Maneho ny fahatezerany momba ny fahafatesan'i Oza i Davida rehefa niezaka namerina ilay fiara any amin'ny tanànany izy. DH: "Tsy afaka ny hitondra ny fiaran'Andriamanitra hiverina ao amin'ny tanànako aho" na "Lazao ahy ny lalana momba ny fomba amindrana ilay fiara, tsy mahalala ny fanaovana izany aho"

telo volana

"3 volana"