plt_tn/1ch/12/23.md

223 B

mba hanodina ny fanjakan'i Saoly ho azy

DH: "mba hanome fahefana an'i Davida ny fanjakan'i Saoly"

nanatanteraka ny tenin'i Yaveh

DH: "nanao ny tenin'i Yaveh ho marina"

tamin'i Joda

"Avy any amin'ny fokon'i Joda"