plt_tn/1ch/12/21.md

255 B

an-tokony mpijirika

DH: "Vondron-dehilahy izay nandroba ny olona manerana ny tanàna"

Isan'andro

DH: "isakin'ny andro"

tahaka ny tafik'Andriamanitra

Izany dia mampitaha ny halehiben'ny tafik'i Davida amin'ny tafikin'ireo anjelin'Andriamanitra.