plt_tn/1ch/12/18.md

291 B

ilay Fanahy tonga tao

DH: "Nanome hery azy ny fanahy"

ny telo-polo

DH: "Ireo miaramila 30"

Izahay dia anao, ry Davida. Izahay dia miandany aminao, ry zanaka lahin'i Jese

Ireo fehezateny roa ireo dia mizara ny dikany mitovy ary mampiseho ny fanoloran-tenan'izy ireo amin'i Davida.