plt_tn/1ch/12/01.md

640 B

raha mbola voaroaka tamin'ny fanatrehan'i

DH: "nandritry ny fotoana tsy nahafahany nanatrika tamin'i"

Nirongo tsipìka izy ireo ary afaka nampiasa ny tanany an-kavanana sy an-kavia

DH: "ireo fitaovam-piadiana anisan'izany ny tsipìka, ary afaka mampiasa ny tsipìka amin'ny tanany an-kavanana sy an-kavia izy ireo"

tamin'ny antsamon-tady

Ilay Antsamotady dia nesorina tamin'ny hoditra izay mamela ny olona hanipy vato iray alavitra be. Ny vato iray dia apetraka eo afovoany raha mitazona ny morony ilay olona ary manodikodina izany ho faribolana. Rehefa havotsitra ny morony iray, dia manidina makany amin'ny kendrena ilay vato.