plt_tn/1ch/10/13.md

328 B

torohevitra

Izany dia hevitra na soso-kevitra momba ny izay tokony ataon'ilay olona.

niresaka tamin'ny maty

DH: "nilaza fa niresaka tamin'ireo izay efa maty"

torolalana

Ity dia fanampiana na torohevitra momba izay tokony ataony.

nafindrany ... ny fanjakana

DH: "nanome fahefana ny vahoakan'i Israely teo amin'ny"