plt_tn/1ch/09/22.md

431 B

Ny anaran'izy ireo dia voatahiry tao amin'ny tahirin'anaran'ireo vahoaka tao an-tanànan'izy ireo

DH: "Ny rakitsoratrin'ny vohitr'olona anisan'izany ny anaran'ireo lehilahy ireo"

ny zanak'izy ireo

"ny taranak'izy ireo"

Ireo mpiambina vavahady dia napetraka

DH: "Ireo lehilahy dia niandry ireo fidirana"

amin'ireo sisiny efatra rehetra, mankany atsinanana, andrefana, avaratra, ary atsimo

DH: "ny manodidina rehetra"