plt_tn/1ch/09/17.md

514 B

varavaran'ny trano lay izy ireo ... ny fidirana

Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara ny fidirana aminny trano lay fihaonana, na ilay taberinakely.

nijoro niambina ny vavahadin'ny mpanjaka tany amin'ny sisiny atsinanana ho an'ny tobin'ireo taranak'i Levy izy ireo

"Niandry ny vavahadin'ny mpanjaka ny taranak'i Levy teo amin'ny ilany antsinanan'ny tobin'izy ireo"

varavaran'ny trano lay ... ny fidirana

Ireo fehezanteny roa ireo dia manambara ny fidiranan'ny trano lay fihaonana, na ilay tabernakely.